Dario Argento | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Dario Argento | ||
Teraka | 7 Septambra 1940 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Italia | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Dario Argento dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pirenen'i Italia teraka ny 7 Septambra 1940 tao Roma
I Salvatore Argento no rainy. Ny zanany dia Asia Argento.